Entry | 1 tsy hita poka |
Elementary words | 2 tsy hita, poka |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] very tanteraka, tsy hita mihitsy izay toerana misy azy |
Examples |
5 Fa nankaiza ary izy no vao avy nisakafo dia tsy hita poka? [2.499] |
Synonyms | 6 tsy hita popoka |
Anagrams | 7 |
Updated on 2025/01/21 |